Ezekiela 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tonga aminao tokoa izao ny farany,+ ary hampihatra ny fahatezerako aminao aho, ka hitsara anao araka izay nataonao,+ ary hataoko mizaka ny vokatry ny zava-maharikoriko rehetra nataonao ianao.
3 Tonga aminao tokoa izao ny farany,+ ary hampihatra ny fahatezerako aminao aho, ka hitsara anao araka izay nataonao,+ ary hataoko mizaka ny vokatry ny zava-maharikoriko rehetra nataonao ianao.