Salamo 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy nitsahatra nandefa ny zana-tsipìkany izy mba hanaparitahana an’ireny,+Ary nandefa tselatra izy mba hahatonga an’ireny hisahotaka.+ Salamo 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+ Salamo 68:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Horoahinao anie ireny ka hataonao toy ny setroka entin’ny rivotra!+Ary toy ny savoka atsoniky ny afo+No aoka hahalevona ny ratsy fanahy tsy ho eo anatrehan’Andriamanitra.+
14 Tsy nitsahatra nandefa ny zana-tsipìkany izy mba hanaparitahana an’ireny,+Ary nandefa tselatra izy mba hahatonga an’ireny hisahotaka.+
2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+
2 Horoahinao anie ireny ka hataonao toy ny setroka entin’ny rivotra!+Ary toy ny savoka atsoniky ny afo+No aoka hahalevona ny ratsy fanahy tsy ho eo anatrehan’Andriamanitra.+