FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa niakatra nitondra ny biby fiompiny sy ny tranolainy ireny, ka nanao rodobe sahala amin’ny valala.+ Tsy hita isa koa izy ireny sy ny ramevany.+ Ary tonga handrava an’ilay tany ireny.+

  • Mpitsara 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nitoetra tany amin’ny lemaka iva ny Midianina sy ny Amalekita ary ny Tatsinanana rehetra,+ sady maro be tahaka ny valala.+ Ary tsy hita isa ny ramevany,+ fa maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina.

  • Nahoma 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Toy ny valala ireo mpiambina ao aminao, ary toy ny andiam-balala ireo mpiantso olona ho miaramila. Mitoby eny amin’ny vala ny valala rehefa mangatsiaka ny andro. Raha vao miposaka anefa ny masoandro, dia lasa manidina izy ireo, ary tsy fantatra izay misy azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara