Genesisy 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 sy Patrosima,+ sy Kaslohima+ izay niavian’ny Filistinina,+ ary Kaftorima.+ Deoteronomia 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary ny Avita+ izay nonina an-tanàna kely hatrany Gaza,+ dia naringan’ny Kaftorima+ izay avy tany Kaftora,+ mba honenan’izy ireo ao hisolo azy.
23 Ary ny Avita+ izay nonina an-tanàna kely hatrany Gaza,+ dia naringan’ny Kaftorima+ izay avy tany Kaftora,+ mba honenan’izy ireo ao hisolo azy.