Deoteronomia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+ Ezekiela 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa lazao amin’ny tanin’ny Israely hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hamely anao aho+ ka hotsoahako avy ao amin’ny tranony ny sabatro,+ dia haringako ny olo-marina sy ny ratsy fanahy eo aminao.+
41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+
3 Koa lazao amin’ny tanin’ny Israely hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hamely anao aho+ ka hotsoahako avy ao amin’ny tranony ny sabatro,+ dia haringako ny olo-marina sy ny ratsy fanahy eo aminao.+