Genesisy 19:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba+ ny anarany. Io no rain’ny Moabita, mandraka androany.+ Isaia 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Voaroba nandritra ny alina i Aran’i+ Moaba, ka nangina. Voaroba nandritra ny alina koa i Kiran’i+ Moaba ka nangina.
37 Dia tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba+ ny anarany. Io no rain’ny Moabita, mandraka androany.+
15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Voaroba nandritra ny alina i Aran’i+ Moaba, ka nangina. Voaroba nandritra ny alina koa i Kiran’i+ Moaba ka nangina.