FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hiditra any amin’ny lava-bato sy ny lavaka ao anaty tany ny olona, noho ny fahatahorana an’i Jehovah sy noho ny voninahitry ny fahalehibeazany,+ rehefa hitsangana Izy ka hahatonga ny tany hihozongozona.+

  • Apokalypsy 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ny mpanjakan’ny tany sy ny manam-pahefana ambony sy ny miaramila manamboninahitra sy ny manankarena sy ny mahery sy ny mpanompo rehetra ary ny olona afaka rehetra dia niafina tany anaty lava-bato sy tany amin’ny vatolampy+ teny an-tendrombohitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara