Salamo 123:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Eny, tototry ny fanesoana tafahoatra ataon’ireo miadana,+Sy ny fanamavoana ataon’ireo mizahozaho.+ Ohabolana 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fa ny fikomian’ny+ tanora fanahy no hahafaty azy,+ ary ny tsy firaharahan’ny tsisy saina no haharingana azy.+
32 Fa ny fikomian’ny+ tanora fanahy no hahafaty azy,+ ary ny tsy firaharahan’ny tsisy saina no haharingana azy.+