14 Izao kosa no lazain’i Jehovah ankehitriny: “Ao anatin’ny telo taona, araka ny taona iasan’ny mpikarama,+ dia ho afa-boninahitra+ i Moaba sady hisy sahotaka isan-karazany ao aminy, ary olona vitsy dia vitsy tsy matanjaka no sisa hiangana.”+
8 Hidiran’ny mpandroba ny tanàna rehetra,+ ka tsy hisy tanàna ho afa-miala.+ Ho potika mihitsy ny lemaka iva ary ho simba ny tany lemaka, araka ny efa nolazain’i Jehovah.