FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+

      Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,

      Satria akaiky ny andro hahitany loza,+

      Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+

  • Isaia 16:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izao kosa no lazain’i Jehovah ankehitriny: “Ao anatin’ny telo taona, araka ny taona iasan’ny mpikarama,+ dia ho afa-boninahitra+ i Moaba sady hisy sahotaka isan-karazany ao aminy, ary olona vitsy dia vitsy tsy matanjaka no sisa hiangana.”+

  • Ezekiela 12:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “‘Tsy hisy hataka andro intsony fa ho tanteraka daholo ny teniko.+ Fa izay holazaiko dia ho tanteraka tokoa’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”’”+

  • Ezekiela 25:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hampihatra didim-pitsarana ao Moaba aho,+ ka tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara