FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 38:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tsy mahazo hazavana ny ratsy fanahy,+

      Ary tapaka ny sandriny ningainy ambony.+

  • Salamo 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tapaho ny sandrin’ny ratsy fanahy sy ny olon-dratsy.+

      Karohy ny faharatsiany, ka aza mijanona raha tsy efa tsy mahita intsony.+

  • Salamo 37:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ho tapaka ny sandrin’ny ratsy fanahy,+

      Fa i Jehovah kosa hanampy ny olo-marina.+

  • Ezekiela 30:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Ry zanak’olona, hotapahiko ny sandrin’i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Ary tsy hofehezina izany na hasiana fehy lamba mba tsy ho sitrana.+ Amin’izay dia tsy hihamatanjaka ilay sandriny, ka tsy hahatana sabatra.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara