9 Koa toy ny hitomaniako an’i Jazera no hitomaniako noho ny voalobok’i Sibma.+ Hataoko kotsan’ny ranomasoko ianareo, ry Hesbona+ sy Elale,+ satria tonga nandritra ny fahavaratra sy ny fotoam-piotazana ny horakoraka.+
8 Hidiran’ny mpandroba ny tanàna rehetra,+ ka tsy hisy tanàna ho afa-miala.+ Ho potika mihitsy ny lemaka iva ary ho simba ny tany lemaka, araka ny efa nolazain’i Jehovah.