Nomery 32:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ny taranak’i Robena kosa nanorina an’i Hesbona+ sy Elale+ sy Kiriataima,+ Isaia 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa toy ny hitomaniako an’i Jazera no hitomaniako noho ny voalobok’i Sibma.+ Hataoko kotsan’ny ranomasoko ianareo, ry Hesbona+ sy Elale,+ satria tonga nandritra ny fahavaratra sy ny fotoam-piotazana ny horakoraka.+
9 Koa toy ny hitomaniako an’i Jazera no hitomaniako noho ny voalobok’i Sibma.+ Hataoko kotsan’ny ranomasoko ianareo, ry Hesbona+ sy Elale,+ satria tonga nandritra ny fahavaratra sy ny fotoam-piotazana ny horakoraka.+