Jeremia 45:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ‘Hoy ianao: “Idiran-doza aho ity,+ fa nampian’i Jehovah alahelo ny fijaliako! Sasatry ny misento aho ary tsy mahita fiadanam-po.”’+ Ezekiela 23:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Dia hitora-bato azy izany vahoaka be izany,+ ka handripaka azy amin’ny sabatra. Hovonoin’ireny ny zanany lahy sy ny zanany vavy,+ ary hodoran’ireny koa ny tranony.+
3 ‘Hoy ianao: “Idiran-doza aho ity,+ fa nampian’i Jehovah alahelo ny fijaliako! Sasatry ny misento aho ary tsy mahita fiadanam-po.”’+
47 Dia hitora-bato azy izany vahoaka be izany,+ ka handripaka azy amin’ny sabatra. Hovonoin’ireny ny zanany lahy sy ny zanany vavy,+ ary hodoran’ireny koa ny tranony.+