Nomery 22:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary nanao sorona omby aman’ondry i Balaka,+ ka nisy ampahany nampanateriny tany amin’i Balama sy ireo andriana niaraka taminy. Isaia 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hita fa reraka teny amin’ny toerana avo i Moaba.+ Tonga hivavaka teny amin’ny toerany masina izy,+ saingy tsy nahavita na inona na inona.+
40 Ary nanao sorona omby aman’ondry i Balaka,+ ka nisy ampahany nampanateriny tany amin’i Balama sy ireo andriana niaraka taminy.
12 Hita fa reraka teny amin’ny toerana avo i Moaba.+ Tonga hivavaka teny amin’ny toerany masina izy,+ saingy tsy nahavita na inona na inona.+