FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mitaraina ny foko ato anatiko ato noho ny amin’i Moaba.+ Tonga hatrany Zoara+ sy Egleta-selisia+ ny mpandositra avy any Moaba. Samy mitomany izy ireo miakatra ny fiakarana any Lohita,+ ary mitaraindraina noho ny amin’ilay loza izy eny amin’ny lalana mankany Horonaima.+

  • Isaia 16:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa mipararetra toy ny tadin’ny harpa ny ao anatiko noho ny amin’i Moaba,+ ary toy izany koa ny tsinaiko noho ny amin’i Kira-haresa.+

  • Matio 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary tonga tao an-tranon’ilay mpitantana ny synagoga i Jesosy.+ Raha vao nahita ny mpitsoka sodina sy ny vahoaka nitabataba+ izy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara