FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 22:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Vilany tanimanga natao tsinontsinona sy nopotipotehina+ ve ity lehilahy antsoina hoe Konia+ ity, sa tavoara tsy misy mpitia?+ Nahoana izy sy ny taranany no natsipy sy nariana any an-tany tsy fantany?’+

  • Hosea 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Hatelina ny Israely.+ Ho lasa any amin’ireo firenena izy ireo,+ toy ny vilany tsy misy mpitia.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara