Isaia 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa ahoana no hataonareo rehefa tonga ny andro hifantohana aminareo,+ sy rehefa tonga ny fandravana avy any lavitra?+ Any amin’iza ianareo no handositra hitady fanampiana,+ ary havelanareo aiza ny voninahitrareo?+
3 Koa ahoana no hataonareo rehefa tonga ny andro hifantohana aminareo,+ sy rehefa tonga ny fandravana avy any lavitra?+ Any amin’iza ianareo no handositra hitady fanampiana,+ ary havelanareo aiza ny voninahitrareo?+