Jeremia 49:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Aorian’izany anefa, dia hangoniko avy amin’ny fahababoana ny taranak’i Amona’,+ hoy i Jehovah.” Jeremia 49:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “Any am-parany+ anefa, dia mbola hangoniko avy amin’ny fahababoana ny Elamita”,+ hoy i Jehovah.