FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Ary ilay zandriny koa tera-dahy, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Io no rain’ny taranak’i Amona,+ mandraka androany.

  • Deoteronomia 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 ka manatòna ho eo anoloan’ny taranak’i Amona. Aza mihetraketraka aminy na miady aminy, fa tsy hanomezako ho fanananao ny taniny, satria ny taranak’i Lota no efa nomeko izany.+

  • 2 Tantara 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Taorian’izany, dia tonga hiady tamin’i Josafata+ ny taranak’i Moaba+ sy ny taranak’i Amona+ ary ny sasany tamin’ny Amonima.+

  • Nehemia 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nandre izany i Sanbala+ Horonita, sy Tobia+ Amonita+ mpanompo,+ ary Gasema+ Arabo,+ ka naneso+ sy nanamavo anay sady niteny hoe: “Fa inona ity ataonareo? Mikomy amin’ny mpanjaka angaha ianareo?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara