FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 32:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mangovita, ry vehivavy miadana! Mitebitebe ianareo tsy miraharaha! Esory ny akanjonareo ka mitanjaha, ary misikìna lamba gony.+

  • Jeremia 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa aoka ianareo hisikina lamba gony+ sy hikapo-tratra ary hidradradradra,+ satria mbola tezitra mafy amintsika foana i Jehovah.+

  • Jeremia 6:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Aoka ianao hisikina lamba gony+ sy hihosin-davenona,+ ry oloko zanakavavy! Aoka ianao hisaona toy ny fisaonana zanaka lahitokana, ary hidradradradra noho ny alahelo be,+ satria hanafika antsika tampoka ny mpandroba.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara