Genesisy 36:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana,+ Omara, Zefo, Gatama ary Kenaza.+ 1 Tantara 1:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary ny zanakalahin’i Esao dia i Elifaza sy Regoela+ sy Jeosy sy Jalama ary Kora.+ 1 Tantara 1:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana+ sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza+ sy Timna+ ary Amaleka.+ Ezekiela 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 dia izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Haninjitra ny tanako hamely an’i Edoma+ koa aho ka horinganiko ny olona sy ny biby fiompy ao,+ ary horavako tanteraka izy, manomboka any Temana+ ka hatrany Dedana.+ Ho lavon-tsabatra izy ireo. Amosa 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia handefasako afo i Temana,+ ka handevona ny tilikambo fonenana ao Bozra izany.’+
36 Ary ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana+ sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza+ sy Timna+ ary Amaleka.+
13 dia izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Haninjitra ny tanako hamely an’i Edoma+ koa aho ka horinganiko ny olona sy ny biby fiompy ao,+ ary horavako tanteraka izy, manomboka any Temana+ ka hatrany Dedana.+ Ho lavon-tsabatra izy ireo.