Obadia 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hihorohoro ireo olo-mahery eo aminao,+ ry Temana ô!+ Fa ho ringana+ tsy ho eo amin’ny faritra be tendrombohitr’i Esao ny tsirairay aminy, satria hovonoina.+
9 Dia hihorohoro ireo olo-mahery eo aminao,+ ry Temana ô!+ Fa ho ringana+ tsy ho eo amin’ny faritra be tendrombohitr’i Esao ny tsirairay aminy, satria hovonoina.+