Isaia 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Misy horohoro tampoka amin’ny takariva, ary raha mbola tsy maraina ny andro, dia tsy ho eo intsony ireo firenena ireo.+ Izany no anjaran’ireo mamabo antsika sy hanjo an’ireo mandroba antsika.+
14 Misy horohoro tampoka amin’ny takariva, ary raha mbola tsy maraina ny andro, dia tsy ho eo intsony ireo firenena ireo.+ Izany no anjaran’ireo mamabo antsika sy hanjo an’ireo mandroba antsika.+