FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 25:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamiko: “Raiso etỳ an-tanako ity kaopy misy ny divain’ny fahatezerako ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra anirahako anao.+

  • Jeremia 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy ka nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy,+

  • Jeremia 25:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Raha tsy mety mandray an’ilay kaopy eny an-tananao izy ireo ka tsy mety misotro, dia lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tsy maintsy misotro ianareo!+

  • Fitomaniana 4:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Mifalia sy miravoravoa,+ ry zanakavavin’i Edoma,+ izay mipetraka any Oza.+

      Hampandalovina eo aminao koa ny kaopy,+ ka ho mamo ianao ary hiboridana.+

  • Obadia 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa toy ny nisotroanareo teo amin’ny tendrombohitro masina, no hisotroan’ny firenena rehetra tsy an-kiato.+ Ary hisotro sy hanao teli-moka tokoa izy ireo, dia ho toy ny tsy nisy akory.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara