Jeremia 49:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Mianiana amin’ny tenako aho”,+ hoy i Jehovah, “fa hanjary higagan’ny olona+ tokoa i Bozra,+ sady holatsaina sy ho rava ary ho voaozona. Ho rava tanteraka mandritra ny fotoana tsy voafetra koa ny tanànany rehetra.”+
13 “Mianiana amin’ny tenako aho”,+ hoy i Jehovah, “fa hanjary higagan’ny olona+ tokoa i Bozra,+ sady holatsaina sy ho rava ary ho voaozona. Ho rava tanteraka mandritra ny fotoana tsy voafetra koa ny tanànany rehetra.”+