7 Niakatra toy ny liona avy tao anaty kirihitra izy,+ ary efa an-dalana ilay handrava an’ireo firenena.+ Nivoaka avy tao amin’izay nisy azy izy mba hahatonga ny taninao higagan’ny olona. Ho rava ny tanànanao ka tsy hisy mponina.+
3 Injay ny fidradradradran’ny mpiandry ondry,+ fa afa-boninahitra izy ireo.+ Injay ny fieron’ny liona tanora, fa fongotra ny kirihitrala matevina teny amoron’i Jordana.+