Salamo 31:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Reko ny fanaratsian’ny maro.+Feno tahotra hatraiza hatraiza.+Rehefa mivondrona hamely ahy ireny,+Dia ny hanapitra ny aiko no tetehiny.+ Jeremia 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aza mivoaka ho any an-tsaha na mandeha eny an-dalana fa manan-tsabatra ny fahavalo, ka manjaka hatraiza hatraiza ny tahotra.+ Jeremia 46:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Nahoana izy ireo no hitako mihorohoro? Mitakemotra izy ireo, ary resy tanteraka ny lehilahy maheriny, ka mandositra ary tsy miherika akory.+ Manjaka hatraiza hatraiza ny tahotra’,+ hoy i Jehovah.
13 Reko ny fanaratsian’ny maro.+Feno tahotra hatraiza hatraiza.+Rehefa mivondrona hamely ahy ireny,+Dia ny hanapitra ny aiko no tetehiny.+
25 Aza mivoaka ho any an-tsaha na mandeha eny an-dalana fa manan-tsabatra ny fahavalo, ka manjaka hatraiza hatraiza ny tahotra.+
5 “‘Nahoana izy ireo no hitako mihorohoro? Mitakemotra izy ireo, ary resy tanteraka ny lehilahy maheriny, ka mandositra ary tsy miherika akory.+ Manjaka hatraiza hatraiza ny tahotra’,+ hoy i Jehovah.