Jeremia 27:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa efa nomeko an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona+ sady mpanompoko,+ ireo tany rehetra ireo. Ary efa nomeko azy hatramin’ny bibidia mba hanompo azy.+
6 Koa efa nomeko an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona+ sady mpanompoko,+ ireo tany rehetra ireo. Ary efa nomeko azy hatramin’ny bibidia mba hanompo azy.+