Nomery 23:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa avy eto an-tampon’ny harambato no ahitako azy ireo,Ary avy eto amin’ny havoana no ahatazanako azy.Vahoaka monina eo amin’ny toerana mitokana izy,+Ary tsy mihevitra ny tenany ho isan’ireo firenena.+ Deoteronomia 33:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia honina tsy hanana ahiahy i Israely,+Hitoetra irery ny lavadranon’i Jakoba,+Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao.+Eny, hitete ando ny lanitra eo aminy.+ Mika 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ampiasao ny tehinao ka andraso ny ondry+ lovanao, dia ny olonao, izay mipetraka irery any an’ala, eo afovoan’ny saham-boankazo.+ Aoka izy hiraoka ahitra any Basana sy Gileada,+ toy ny taloha ela be.+
9 Fa avy eto an-tampon’ny harambato no ahitako azy ireo,Ary avy eto amin’ny havoana no ahatazanako azy.Vahoaka monina eo amin’ny toerana mitokana izy,+Ary tsy mihevitra ny tenany ho isan’ireo firenena.+
28 Dia honina tsy hanana ahiahy i Israely,+Hitoetra irery ny lavadranon’i Jakoba,+Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao.+Eny, hitete ando ny lanitra eo aminy.+
14 Ampiasao ny tehinao ka andraso ny ondry+ lovanao, dia ny olonao, izay mipetraka irery any an’ala, eo afovoan’ny saham-boankazo.+ Aoka izy hiraoka ahitra any Basana sy Gileada,+ toy ny taloha ela be.+