Jeremia 50:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Koa hiara-monina ao ny biby mpirenireny any an-tany efitra sy ny biby minaonaona, ary honina ao koa ny aotirisy.+ Tsy honenana intsony mihitsy izy, ary tsy ho eo intsony, hatramin’ny taranaka fara mandimby.”+
39 Koa hiara-monina ao ny biby mpirenireny any an-tany efitra sy ny biby minaonaona, ary honina ao koa ny aotirisy.+ Tsy honenana intsony mihitsy izy, ary tsy ho eo intsony, hatramin’ny taranaka fara mandimby.”+