Salamo 69:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ambarao aminy amin-katezerana ny fanamelohanao,+Ary hahatratra azy anie ny fahatezeranao mafy!+ Salamo 90:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza no mahalala ny herin’ny fahatezeranao?+Ary iza no mahalala ny fisafoahanao? Lehibe toy ny halehiben’ny fahatahorana anao izany.+
11 Iza no mahalala ny herin’ny fahatezeranao?+Ary iza no mahalala ny fisafoahanao? Lehibe toy ny halehiben’ny fahatahorana anao izany.+