Jeremia 31:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako fifanekena vaovao+ amin’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda.+ Hosea 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aorian’izay, dia hiverina ny zanak’Israely ka hitady an’i Jehovah Andriamaniny+ sy Davida mpanjakany.+ Ary hangovitra izy ireo hanatona an’i Jehovah+ sy ny hatsaran-toetrany, any am-parany.+
31 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako fifanekena vaovao+ amin’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda.+
5 Aorian’izay, dia hiverina ny zanak’Israely ka hitady an’i Jehovah Andriamaniny+ sy Davida mpanjakany.+ Ary hangovitra izy ireo hanatona an’i Jehovah+ sy ny hatsaran-toetrany, any am-parany.+