FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 90:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 90 Jehovah ô, ianao no tena fonenanay,+

      Hatramin’ny taranaka fara mandimby.+

  • Salamo 91:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 91 Izay monina ao amin’ny toerana miafin’ny+ Avo Indrindra,+

      Dia hitoetra ao ambany alok’Ilay Mahery Indrindra.+

  • Daniela 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Jehovah ô, nanao ny rariny foana ianao.+ Koa aoka re tsy ho tezitra intsony ianao e, na hisafoaka amin’i Jerosalema tanànanao sy tendrombohitrao masina.+ Fa noho ny fahotanay sy ny fahadisoan’ny razanay+ no nahatonga an’i Jerosalema sy ny olonao holatsain’izay rehetra manodidina anay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara