Salamo 137:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Babylona zanakavavy horobaina ô!+Ho sambatra ilay hamaly anao+Araka izay nataonao taminay.+ 2 Tesalonianina 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa marina tokoa ny an’Andriamanitra raha mamaly fahoriana an’izay mampahory anareo izy,+ Apokalypsy 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Valio araka izay nataony izy,+ ary avo roa heny mihitsy aza, eny, avo roa heny noho izay nataony no ataovy aminy koa.+ Ao amin’ny kaopy+ izay nasiany zava-pisotro mifangaro, dia asio zava-pisotro mifangaro avo roa heny+ ho azy.+
6 Valio araka izay nataony izy,+ ary avo roa heny mihitsy aza, eny, avo roa heny noho izay nataony no ataovy aminy koa.+ Ao amin’ny kaopy+ izay nasiany zava-pisotro mifangaro, dia asio zava-pisotro mifangaro avo roa heny+ ho azy.+