Isaia 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary feno andriamanitra tsy misy dikany ny taniny.+ Ny zavatra nataon’ny tanan’olona, eny, izay nataon’ny rantsantanana ihany, no iankohofany.+ Asan’ny Apostoly 7:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Dia nanamboatra zanak’omby izy ireo tamin’izany andro izany,+ ka nanao sorona ho an’ilay sampy, ary niravoravo tamin’ny asan’ny tanany.+
8 Ary feno andriamanitra tsy misy dikany ny taniny.+ Ny zavatra nataon’ny tanan’olona, eny, izay nataon’ny rantsantanana ihany, no iankohofany.+
41 Dia nanamboatra zanak’omby izy ireo tamin’izany andro izany,+ ka nanao sorona ho an’ilay sampy, ary niravoravo tamin’ny asan’ny tanany.+