44 Na eo aza anefa izany rehetra izany, ary na mbola any amin’ny tanin’ny fahavalony aza izy, dia tsy mba handa azy aho,+ ary tsy hankahala azy+ ka hoe handripaka azy. Mivadika amin’ny fifanekena+ nataoko taminy mantsy aho raha manao izany, fa izaho no Jehovah Andriamaniny.