Salamo 89:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra no mitovy amin’i Jehovah?+ Isaia 40:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no azonareo ampitovina amin’Andriamanitra,+ ary inona no azonareo ampitovina aminy?+
6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra no mitovy amin’i Jehovah?+