45 Koa henoinareo izay nokasain’i+ Jehovah hatao mba hamelezana an’i Babylona,+ sy ny tetika efa noeritreretiny hamelezana ny tanin’ny Kaldeanina.+ Hotaritaritina tokoa ny ondry kely.+ Ho lao mihitsy ny fonenan’izy ireo, noho ny amin’ireo mponina any.+