FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Habakoka 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Lozan’ilay manao ny tsy rariny hahazoana tombony ho an’ny ankohonany,+ mba hanorenany ny akaniny eny amin’ny avo mba tsy ho azon’ny loza!+

  • Apokalypsy 18:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary nanipy vovoka teo amin’ny lohany+ ireo sady niantsoantso mafy no nitomany sy nalahelo,+ ka nanao hoe: ‘Indrisy! Indrisy, ry tanàna lehibe, fa tao aminy no nampanan-karena+ an’izay rehetra nanan-tsambo teny an-dranomasina+ tamin’ny harem-be tao aminy, nefa tao anatin’ny adiny iray monja dia foana izy!’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara