FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia ho rava toy ny nanaovan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora+ i Babylona, ilay ravak’ireo fanjakana,+ ilay hatsaran-tarehin’ny Kaldeanina+ sy reharehany.

  • Jeremia 50:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy hisy mponina intsony ao aminy ary ho lao tanteraka,+ satria tezitra aminy i Jehovah.+ Hitolagaga izay mandalo any Babylona ka hisioka noho ny loza rehetra nanjo azy.+

  • Jeremia 50:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Koa hiara-monina ao ny biby mpirenireny any an-tany efitra sy ny biby minaonaona, ary honina ao koa ny aotirisy.+ Tsy honenana intsony mihitsy izy, ary tsy ho eo intsony, hatramin’ny taranaka fara mandimby.”+

  • Jeremia 50:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 “Toy ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora+ ary ireo tanàna manodidina azy”,+ hoy i Jehovah, “no hanjo an’i Babylona, ka tsy hisy honina intsony ao, ary tsy hisy zanak’olombelona hivahiny ao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara