Daniela 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Nebokadnezara Mpanjaka. Ho an’ny vahoaka sy ny firenena ary ny olona samy hafa fiteny rehetra monina manerana ny tany,+ Hitombo anie ny fiadananareo!+
4 “Nebokadnezara Mpanjaka. Ho an’ny vahoaka sy ny firenena ary ny olona samy hafa fiteny rehetra monina manerana ny tany,+ Hitombo anie ny fiadananareo!+