Lioka 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary hisy ho safotra noho ny tahotra+ sy ny fiandrasana izay zavatra ho tonga ambonin’ny tany onenana.+ Fa hohozongozonina ny herin’ny lanitra.+
26 Ary hisy ho safotra noho ny tahotra+ sy ny fiandrasana izay zavatra ho tonga ambonin’ny tany onenana.+ Fa hohozongozonina ny herin’ny lanitra.+