3 Fa misy firenena miakatra avy any avaratra mba hamely azy.+ Io no hahatonga ny taniny higagan’ny olona, ka tsy hisy mponina intsony ao.+ Nandositra daholo ny olona sy ny biby fiompy.+ Efa lasa ireny.”+
41 “Hisy vahoaka ho tonga avy any avaratra. Firenena lehibe+ sy mpanjaka+ lehibe no hoentanina avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany.+