Joba 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny olombelona koa dia matory ary tsy mifoha.+Eny, tsy hifoha izy mandra-pahafoanan’ny lanitra,+Ary tsy ho taitra amin’ny torimasony.+ Jeremia 51:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “Raha iny mbola mafana fo iny izy ireo, dia hanaovako fanasambe sy hataoko mamo, mba hifalifaliany.+ Koa hatory mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo ka tsy hifoha”,+ hoy i Jehovah.
12 Ny olombelona koa dia matory ary tsy mifoha.+Eny, tsy hifoha izy mandra-pahafoanan’ny lanitra,+Ary tsy ho taitra amin’ny torimasony.+
39 “Raha iny mbola mafana fo iny izy ireo, dia hanaovako fanasambe sy hataoko mamo, mba hifalifaliany.+ Koa hatory mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo ka tsy hifoha”,+ hoy i Jehovah.