Josoa 10:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia niala tao Makeda i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy, ka nandeha niady tamin’i Libna.+
29 Dia niala tao Makeda i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy, ka nandeha niady tamin’i Libna.+