FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Haparitako any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ny tanànanareo ho rava tsy hisy mponina.

  • Deoteronomia 31:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hirehitra amin’izy ireo tokoa ny fahatezerako amin’izany andro izany,+ ary hafoiko tokoa izy ireo+ sady hafeniko azy ny tavako,+ ka ho levona izy ireo. Ary hisy loza sy fahoriana maro hanjo azy ireo,+ dia tsy maintsy hiteny izy ireo amin’izany andro izany hoe: ‘Tsy noho ny Andriamanitsika tsy eto amintsika ve no mahatonga izao loza izao amintsika?’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara