2 Mpanjaka 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary tamin’ny andro fahafiton’ny volana fahadimy, izany hoe tamin’ny taona fahasivy ambin’ny folo+ nanjakan’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, dia tonga tao Jerosalema+ i Nebozaradana+ lehiben’ny mpiaro ny mpanjakan’i Babylona, sady mpanompony.
8 Ary tamin’ny andro fahafiton’ny volana fahadimy, izany hoe tamin’ny taona fahasivy ambin’ny folo+ nanjakan’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, dia tonga tao Jerosalema+ i Nebozaradana+ lehiben’ny mpiaro ny mpanjakan’i Babylona, sady mpanompony.