2 Mpanjaka 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ny manda nanodidina an’i Jerosalema dia narodan’ny tafika manontolon’ny Kaldeanina, izay niaraka tamin’ilay lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka.+ Jeremia 39:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nodoran’ny Kaldeanina ny tranon’ny mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+
10 Ary ny manda nanodidina an’i Jerosalema dia narodan’ny tafika manontolon’ny Kaldeanina, izay niaraka tamin’ilay lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka.+
8 Nodoran’ny Kaldeanina ny tranon’ny mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+