2 Mpanjaka 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Navelany hijanona tao amin’ilay tany kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga,+ mba hikarakara tanimboaloboka. Ary nampanaovina asa an-terivozona koa izy ireny.+ 2 Mpanjaka 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana+ no notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka+ sisa navelany tany Joda. Jeremia 39:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa navelan’i Nebozaradana hijanona tao Joda kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga+ tsy nanana na inona na inona. Dia nomeny tanimboaloboka sy nampanaovina asa an-terivozona ireny, tamin’izany andro izany.+
12 Navelany hijanona tao amin’ilay tany kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga,+ mba hikarakara tanimboaloboka. Ary nampanaovina asa an-terivozona koa izy ireny.+
22 Ary i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana+ no notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka+ sisa navelany tany Joda.
10 Fa navelan’i Nebozaradana hijanona tao Joda kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga+ tsy nanana na inona na inona. Dia nomeny tanimboaloboka sy nampanaovina asa an-terivozona ireny, tamin’izany andro izany.+